Deze website gebruikt cookies. Bij het verder gebruiken van deze website, ga je akkoord met onze voorwaarden betreffende cookies.

Installeer de gratis Online Radio Box mobiele applicatie op je smartphone en luister online naar je favoriete radiozenders – waar je ook bent!

×
Leuk ? Sla het op in je favorieten
×
Leuk ? Laat je recensie achter!
×
×
Sta achter Oekraïne. Red de vrede in de wereld!

Hopefy Radio MG

Rating: 4.8 Beoordelingen: 4
Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.
19 1

Nu live Hopefy Radio MG

Live n 707 fanjary magazine fihaviany ps fanera 01
09:24 Dani Robelson mp3 - Sambatra izay miankina
09:22 08 - Atolotro anao ny tenako
Hopefy Radio MG playlist

TOP liedjes op Hopefy Radio MG

Souffle Nouveau - Mon espéranceSouffle Nouveau — Mon espérance
HATRAMIN'NY FARANY - Henika - Cevam Church 4Henika Cevam — Hatramin’ny Farany
Total Praise Mass Choir - Car Toi Seul Est Dieu / Oh Je T'adoreTotal Praise Mass Choir — Car toi seul est dieu / Oh je t'adore
RIJA RASOLONDRAIBE - NY FIOVANA
RIJA RAMANANTOANINA - OMEO AZYRija Ramanantoanina — Omeo Azy (feat. Famantanantsoa Rajaonarison) [Remastered]
James Fortune/Fiya - I Trust YouJames Fortune — I Trust You
Les Brebis de Jésus - JesoLes Brebis de Jésus — Jeso
12 Am-pelatananao12 AM — Biporit
Souffle Nouveau/Anayagroup - AvenirSouffle Nouveau — Avenir
Axel Levi - Dieu de mes prières (Lyrics)Axel Levi — Dieu de mes prières

Hopefy Radio MG beoordelingen

  • 5
    27.05.2024
    Mankasitraka anareo amin'ny asa fanompoana sy fizarana ny filazantsara e !
  • 4
    17.04.2024
    Mankasitraka indrindra fa mahafinaritra ny mihaino ny radio.
  • 5
    11.04.2024
    Misaotra amin'ilay Radio fa tena mila hira mampahery isan'andro izahay.
  • 5
    08.04.2024
    Tsara be ilay fandaharana Vavaka araka ny Sitrapony sy ny hira mitondra fanantenana.

Contacten

Site:
Email: [email protected]
Facebook: @fanantenanahoanaohopify
Twitter: @FanantenanaAnao
Instagram: @fanantenanahoanao
Youtube: @FanantenanahoAnao

Tijd in Antananarivo: 16:31, 07.01.2024

Installeer de gratis Online Radio Box applicatie op je smartphone en luister online naar je favoriete radiozenders – waar je ook bent!